Misiona

Ny antaonay

Ny Misionan’i MASACCI dia ny fandraisana anjara amin’ny famoronana tontolo iray manampy ny fandraharahana eo anelanelan’i Madagasikara sy Afrika Atsimo entina hampandrosoana ny tombontsoan’ny varotra sy ny indostria , sy hanomezana tolotra isakarazany izay hampitombo lanja ny raharaha sahanin’ny orinasa eto amin’ny faritra , na inona na inona habeny .